|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 halamaina
Fototeny  2lama
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao mora mampibolisatra: Nohalamain' ny orana ny lalona ka mitandrema tsara. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be made slippery. [1.2, 1.7]
6to be smoothed. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7qu'on rend glissant. [1.3, 1.8]
8qu'on rend lisse. [1.8]
Ohatra  9 Nohalamain' ny ranonorana ity làlana ity (La pluie a rendu ce chemin glissant) [1.3]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)14 hala maina
Singan-teny  15hala, 16maina
Sokajin-teny  17 kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  18haine sans motif. [2.415]
Voambolana  19 Ontam-po
Ohabolana  20 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  21 halamaina, hala maina, 22 ilamahana, 23 mahalaina, 24 mahaliana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02